Entrée |
paritany > faritany
(fary, tany)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina ¶ Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | (fari-tany) A boundary, a landmark. [Richardson 1885]
|
| a certain territory or region [Hallanger 1973]
|
Traduction française | territoire, région [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
|