|
|
|
|

Entrée1  faritany
Mots élémentaires  2 faritra, 3 tany
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina
6 Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1]
Explications en anglais  7 (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2]
8 a certain territory or region [1.7]
Explications en français  9 territoire, région [1.8]
Exemples  10  Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113#]
11  Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472#]
12  Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332#]
Vocabulaire  13  Géographie: (en général)
Hyponymes 
Tableaux et planches  20  label="faritany6" run="faritanyfaritra" />Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo.Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra.Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay.

Anagrammes  faritany, 21 fatraiñy, 22 finaitra, 23 rifatina, 24 tarifina

Mis à jour le 2026/02/26