|
|
|
|

Entrée1  pensily
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fanoratana amin' ny solaitra. [1.1]
Explications en anglais  4 a pencil. [1.2, 1.7]
Explications en français  5 crayon. [1.8]
Exemples  6  raha homana, atosika ihany," Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. [1.437#]
7  Raha manana olana amin'ny fakana ny angeza sy ny endriky r sary ianareo, asio tsipitsipika mahitsy zoro manify amin'ny pensily hazo eo ambonin'ilay sary tianareo alaina tahaka ato anaty boky. [2.424#]
Tous les mots composés  8  2 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09