Entrée pentina
Partie du discours nom
Définition malgache Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
¶ Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a spot [Hallanger 1973]
Traduction française tache de saleté [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes pentimpentina
Exemples misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony. [Andraina: Mitaraina, page 108]

Mis à jour le 2020/07/31