Entrée pilao
Partie du discours nom
Explications en malgache Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian' ny rindrina tsy vilana na mivohitra [1.1]
Explications en anglais A plumb-line or plummet [1.2]
Exemples Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany [2.996]
Vocabulaire 
Origine Anglais: plumb. Français: plomb.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31