Entrée | poaketra | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | [anglisy pocket] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poaketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [Rajemisa 1985] | |
Origine | Anglais: pocket. | |
Synonymes | poketra | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |