|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  poketra
Partie du discours  2  nom
Explications en anglais  3 the ankle bone. See kitrokely [1.2]

Entrée (2/2) 4  poketra
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1]
Explications en anglais  7 a purse, a handbag, a small portmanteau [1.2]
Exemples  8  Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia. [2.4#57]
Morphologie 
9  Simple :
Autres orthographes  10 poaketra
Combinaisons  11 mafy poketra

Mis à jour le 2026/02/26