Entrée |
poizina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns [1.1]
|
| Zaka simika manimba ny taova [1.13]
|
Explications en anglais | Poison [1.7]
|
Explications en français | Poison [1.8, 1.13]
|
| (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner.
Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. [1.196]
|
Exemples |
1 | Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina.
[2.293]
|
2 | Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra.
[2.470]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Mots composés |
|
Origine | Anglais: poison.
|
|