|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  politika
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Kely, madinika, pitiny [1.1]
Autres orthographes  4 politsika

Entrée (2/2) 5  politika
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7 Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika
8 Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [1.1]
Exemples  9  Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [2.472#207]

Mis à jour le 2026/02/26