|
|
|
|

Entrée1  poretina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  poritra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha
Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho
Explications en anglais  9  [1.7] to be squeezed; to be constrained
Explications en français  10  [1.8] qu'on presse, qu'on contraint
Exemples  11  [2.472] Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy.
Autres orthographes  12  poritina

Anagrammes  13  naporeti, notaperi, poretina

Mis à jour le 2025/07/29