| Entrée | 1 Rabevoina |
| Mots élémentaires | 2 be, 3 voina |
| Partie du discours | 4 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
5 Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [1.1] |
| Explications en anglais |
6 A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [1.2] |
| Exemples |
7 Hitan-tsikidy lahy izany rabevoina maty teto izany.
[2.293]
|
| Vocabulaire | 8 Etiquette |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|