|
|
|
|

Entrée1  Radama I
Mots élémentaires  2 Radama, 3 I
Partie du discours  4  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5 Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828)
6 Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona. Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny. Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo. Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran' Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama. ... [2.113]
Exemples  7  Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I. [2.508#508]
8  Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. [2.113#93]
Vocabulaire  9  Histoire: personnages
Illustrations 

Mis à jour le 2025/12/08