Entrée raha tahiny ka
Partie du discours nom
Explications en malgache Toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola [1.1]
Exemples 
1Ny afo arehitra raha tahiny ka mba diso aoriana kely izahay [2.332]
2ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy [2.313]
3inona no fampiononana ataony amin' ilay anankiray raha tahiny ka mba malahelo koa izy io? [2.314]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2021/10/04