|
|
|
|

Entrée1  raha tany
Mots élémentaires  2  raha, 3  tany
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  [1.1#807] toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola
Explications en français  6  [1.3#499] si par hasard, supposé que, dans le cas où
Exemples  7  [2.69#247] raha tany misy hotsaka, misy sahona
8  [2.472#150] Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany
Autres orthographes  9  rahatahinyka

Anagrammes  10 haiñatra, 11 itrahana, 12 raha tany

Mis à jour le 2025/09/12