Entrée | raha vao | |
Mots élémentaires | raha ; vao | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra [1.1] | |
Exemples | Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho
[2.324] | |
Anagrammes | aravaho, arovaha, raha vao |
Mis à jour le 2023/05/27 |