Entrée rahefa (raha, efa)
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely [Rajemisa 1985]
Traduction française   après, lorsque, quand [Abinal 1888]
Autres orthographes  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2011/11/24