Entrée rakibolana (rakitra, volana)
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra araka ny abidy ka voazava amin' ny teny fohy ny hevitry ny teny tsirairay na voavadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa; diksionera: Rakibolana malagasy ~ Rakibolana frantsay-malagasy [Rajemisa 1985]
Traduction française tahirin-tsoratra aman-tsary lehibe andra [...] [texte complet dans Rakotonaivo 1993]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. [Razafiarivony: Harivolana, page 11]
2Araka ny voalazan' ny rakibolana Larousse, ny atao hoe manao kolikoly dia « mitarika olona iray nomena fahefana hanao asa mifanohitra amin' ny adidy mipetraka aminy. [SeFaFi , 2003/12/05]

Mis à jour le 2020/07/31