Entrée Rakotonaivo François
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Rakotonaivo François (1924-)
¶ Teraka tany Betatao (Anjojorobe) tamin' ny 10 oktobra 1924. Nianatra tao amin' ny Petit Séminaire-Ambohipo, Kolejy Masina Misely-Amparibe, ary Lycée Galliéni izy. Nampoanatra nandritra ny 14 taona. Nanomboka nanoratra tao amin' ny gazety "Anivon' ny Riaka - L' Ile Australe" niandraikitran' Andriamatoa Régis Rajemisa-Raolison. Talen' ny gazety "Sori-Dalana" (1957-1958). Tonian' ny Filazam-baovao tao amin' ny Radio-Madagasikara teto Antananarivo, tany Antsiranana sy tany Fianarantsoa. Talen' ny Radio-Madagasikara (1976-1978). Mari-boninahitra: Chevalier de l'Ordre national Malagasy. [Rakotonaivo: Hainteny 1]
Vocabulaire  
Ouvrages littéraires   Fianarana jeografia
Hainteny ankehitriny
Le laïcat et la pastorale de la justice et la charité
Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina
Ny Haintenin'ny Ntaolo
Ny riba malagasy eran' ny nosy
Rakibolana frantsay - malagasy

Mis à jour le 2017/06/25