Entrée anivon' ny riaka (any, ivo, riaka)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the whole island of Madagascar [Richardson 1885]
Définition française au milieu des torrents ou de la mer
¶ Madagascar [Abinal 1888]

2013/11/26