|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ramangorona
Mots élémentaires  2  ra, 3  mangorona
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona [1.1]
Vocabulaire  6  Botanique: herbe
Analogues  7  mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra, ambatofotsikely

Entrée (2/2)8  ramangorona
Mots élémentaires  9  ra, 10  mangorona
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano [1.1]
Explications en anglais  13  A mythical person. [1.2]
Vocabulaire  14  Croyances

Mis à jour le 2025/09/12