Entrée |
ra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | blood [Hallanger 1973]
|
Définition française | le sang [Abinal 1888]
|
| sang [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Articles |
Toponymie |
|
|
Entrée |
ra
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Taisaka]
zavatra [Rakotosaona 1972]
|
|
Entrée |
~ra~
|
Partie du discours | infixe
|
|
Entrée |
ra-
|
Partie du discours | article
|
Définition malgache | Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | a personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [Richardson 1885]
|
| prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1973]
|
Définition française | préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [Hallanger 1974]
|
|
Entrée |
ra
|
Partie du discours | particule
|
Définition anglaise | [Provincial]
an interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?) ¶ See va,
moa
[Richardson 1885]
|
|
Entrée |
Ra
 |
Partie du discours | nom (symbole)
|
Définition malgache | radiôma [Rakotonaivo 1993]
|
| singa mivaingana, faha-88 amin'ny firaketan'i Mendeleiev.
[3.1]
|
Définition anglaise | radium [3.1]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | ra|Ra |
|