|
|
|
|

Entrée1  randramadinika
Mots élémentaires  2  randrana, 3  madinika
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Fombandrandram-bolo atao toy izao: atao madinika ny fizarana ny sori-bolo vao arandrana, ary ny sori-bolo voarandrana tsy atambatra raha tsy vita daholo izy rehetra amin' ny ila loha; avy eo atao tahaka ny bangoankatoka ihany [1.1]
Vocabulaire  6  Coiffures

Anagrammes  7 mandriandriaka, 8 randramadinika

Mis à jour le 2025/09/12