Entrée randrana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] volon-doha [Rakotosaona 1972]
   Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
¶ Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
¶ Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa
¶ Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona
¶ Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a plait, a tress of hair. [Richardson 1885]
   a braid [Hallanger 1973]
Définition française   entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux
¶ arrangement des paroles [Abinal 1888]
   tresse [Hallanger 1974]
Exemples   amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée randrana
Partie du discours   nom
Définition française   plante aquatique à tubercules [Abinal 1888]
Définition française   [Merina] (de randrana : tresse des cheveux de femmes). « Plante aquatique à tubercules », d'après Malzac. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulaire  

2017/12/10