Entrée ranga
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitsangana, toy ny sofin'ampondra
¶ Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy nahazo ilay vola roa hetsy tamin'ny loteria
¶ (tendrombohitra, hazo) Avo, tazandavitra [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée ranga
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao. [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée ranga
Partie du discours nom
Définition anglaise a hard-wooded tree. Ockna sp. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Nom scientifique Ockna

Entrée ranga
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Ditin-kazo fotsifotsy eny amin' ny rantsankazo [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2013/09/23