| Entrée (1/2) | 1 rangitana |
| Radical | 2 rangitra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be sharpened, to be made pointed. [1.2] |
| Exemples |
6 ary dia no rangitana ny loha ny rova natao maranitra, ary dia lanimena nitotoan'azy, dia natao mafy
[2.48]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 11 rangitana |
| Partie du discours | 12 verbe actif |
| Explications en malgache |
13 forana [Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 14 itrangana, 15 rangitana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|