Entrée rangolahy
Mots élémentaires rango ; lahy
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilay vato fisaka amin' ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana: Tsy mba vero na mba rangolahy / no manafina an' io fasana io, / fa ny nofoko zary manahy / no mandrakotra omaly sy anio. (J.J.R.)
Amin' ny fasana anirotra kosa, ilay vato fisaka atao rako-pasana [1.1]
Explications en anglais The large stone which covers a grave and forms its roof [1.2]
Exemples 
1fa ny sasany amin' ny mitarika ny rangolahy ihany no mamono omby. [1.437]
2hidina tsy enjehin' eritreritra any ambanin' ny rangolahy aho izany! [2.499]
3Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/04/24