| Entrée | 1 rano maria |
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 maria |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana.
6 Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1] [ranomaria] 7 rano mafy [1.13] |
| Explications en anglais |
8 Water flowing swiftly
[1.2] |
| Explications en français |
[ranomaria]
9 rapide
[1.13] |
| Exemples |
10 Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany.
[2.436#]
|
| Synonymes | 11 rano mandeha |
| Anagrammes | 12 Mariarano, 13 rano maria |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|