|
|
|
|

Entrée1  rantsankazo
Mots élémentaires  2 rantsana, 3 hazo
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa. [1.1]
[rantsan-kazo] 6 ny sampan' ny hazo maniry. [1.1]
Explications en anglais  [rantsan-kazo] 7 The branch of a tree.. [1.2]
Explications en français  8 branches d'un arbre. [1.196]
Exemples  9  ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59]
10  Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245]
Vocabulaire  11  Botanique: (en général)
Holonyme 
Co-méronymes 

Mis à jour le 2025/11/09