|
|
|
|

Entrée1  raofina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  raoka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo
Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano
Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany
Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy
Explications en anglais  10  [1.2] see Raoka
11  [1.7] to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass)
Explications en français  12  [1.8] qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque
Exemples  13  [2.471] Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot raofina

Anagrammes  15  aforany, anafory, anifora, arafony, faranio, Faraony, fiorana, firanao, foranay, iforana, rafonay, raofina

Mis à jour le 2025/08/10