Entrée Razafiniaina Charlotte
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [Rajemisa: Fiteny 4]
Vocabulaire  
Ouvrages littéraires  

Mis à jour le 2016/08/25