Entrée refy
Partie du discours nom
Explications en malgache Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity. [1.1]
Explications en anglais A fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure [1.7]
Explications en français Brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire [1.8]
 Dimension, mesure; cote [1.13]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/08