|
|
|
|

Entrée1 mandrefy
Radical  2refy
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray
Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1]
Exemples  5 Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika. [1.369#]
6 Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany. [2.424#]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Tous les mots composés  114 combinaisons de ce mot
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02