Entrée rendrehana (rendrika)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Renoka kely amin' ny torimaso na dia mbola tsy matory tanteraka aza: Teo amin' ny sivy alina teo ho eo tamin' izay; mbola vao rendrehana fotsiny izahay rehetra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise sleepy [Hallanger 1973]
Définition française qui a sommeil, assoupi [Hallanger 1974]
Autres orthographes 

2011/11/24