Entrée rendrika
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana
¶ Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay
¶ Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy
¶ Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao
¶ Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   melted (of metals)
¶ wrecked (of a ship)
¶ fast asleep [Hallanger 1973]
Traduction française   fondu (se dit des métaux)
¶ naufragé
¶ bien endormi [Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2012/10/13