Entrée renikely (reny, kely)
Partie du discours nom
Définition malgache Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] rafozam-bavy [Rakotosaona 1975]
Vocabulaire 
Synonymes rinikely
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31