Entrée renintantely (reny, tantely)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Renintantely no lohan'ny andian-tantely. Tsy afaka miaina samirery izy. Maty ny renintantely raha lasa ny andian-tantely izay mikarakara azy. Ny fisian'ny renintantely no miantoka ny rindran-daminin'ny andian-tantely amin'ny fiainany andavanandro. Ny tantely tsirairay dia manana ny anjara asany voafaritra tsara. Izy irery ihany no manatody [http:]
Vocabulaire  
Analogie   renitantely ~ tantely

Entrée renintantely (reny, tantely)
Partie du discours   nom
Définition malgache   renitantely [3.1]
Exemples  
1Hiremby aho, hoy ny renintantely. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Namony fanja daholo ny voninkazo tamin'izay, ka sahirana ny renintantely sy ny lolo fa izay tsentsefina toa mamy kokoa [Rapatsalahy: Kintana, page 3]

Mis à jour le 2017/03/06