Entrée tantely
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavatra mamy, manimanitra ary vonivony, ataon' ny karazam-bibikely izay atao hoe renitantely avy amin' ny vovo-bonin' ny voninkazo tsentsefiny: Mamy ohatra ny tantely
¶ Mamy ny tantely fa misy faikany, mamy ny fary fa misy fiakany...: enti-milaza fa na inona na inona zava-tsoa eto an-tany dia misy tsininy avokoa, ary izany dia avy amin' ny toetrany tsy lavorary [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   honey [Hallanger 1973]
Traduction française   miel [Hallanger 1974]
Exemples  
1Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany; [Dahle: Angano, page 239]
2Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [Rahajarizafy: Filozofia, page 67]
3ny vary sy diloilo sy tantely avy tany Palestina; [Randzavola: Baiboly, page 376]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot tantely (4): Ambohitantely, Andranotantely, Betantely, Manantantely
Analogie   antely ~ fandrama ~ titely

Entrée tantely
Partie du discours   nom
Définition malgache   karazam-bibikely: Ny andrian-tantely no arahin' ny tantely rehetra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a bee [Hallanger 1973]
Traduction française   abeille [Hallanger 1974]
Traduction française   abeille ouvrière [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Synonymes   renitantely ~ trembono
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot tantely (0)

Mis à jour le 2017/06/29