|
|
|
|

Entrée1 rera-
Partie du discours  2 forme morphologique de reraka
Exemples  3 Tsy eo rahavako ny setroka, inona ary no hatao, Aza be ahiahy fa rera-doatra anie hianao! [2.928#]
4 rera-dahasa ny olona andavanandro, ka ny asabotsy hariva izy matetika no namela-pandrika, dia ny alahady maraina no nisafo. [2.472#]

Mis à jour le 2025/09/10