Entrée resaky ny olona (resaka, olona)
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: tsaho ~ vaovao
Exemples Tsy azoko mihitsy tamin' ny voalohany ny resaky ny olona fa teny anglisy avokoa no nifanaovany, ka mbola tsy zatra izany ny sofiko. [Andriamalala: Ranomasina, page 38]

Mis à jour le 2020/07/31