Entrée riatra
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny vorona teo ambony hazo
¶ Mirintona, miala an-katezerana. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée riatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Tambahoaka] rovitra [Rakotosaona 1972]

Entrée riatra
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] hirika, loaka [Rakotosaona 1972]

2010/01/10