| Entrée | 1 miriatra |
| Radical | 2 riatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako)
[Tanala]
[1.78] 5 Mandositra 6 Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra 7 Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany 8 Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 miaritra, 15 miriatra |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|