|
|
|
|

Entrée1  rikarikan-taolana
Mots élémentaires  2  rikarika, 3  taolana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
Explications en français  6  amas d'ossements, squelette [1.3]
Vocabulaire  7  Biologie
Synonymes  8  karana

Mis à jour le 2025/09/12