Entrée ringitra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] enti-milaza zavamaniry afa-dravina [Rakotosaona 1972]
   afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra
¶ (volo) fohy sy mikainkona, ngita: Olona ringibolo izay no nitondra an' ity taratasy ity [Rajemisa 1985]
Définition française   crépu, laineux; se dit des cheveux, des poils, des plumes; rabougri, ratatiné [Abinal 1888]
Dérivations  
Synonymes   ringindringitra
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot ringitra (0)

2016/03/21