| Entrée (1/2) | 1 roambinifolo |
| Mots élémentaires | 2roa, 3amby, 4folo |
| Partie du discours | 5 adjectif |
| Explications en anglais |
6twelve.
[3.1] |
| Explications en français |
7douze.
[3.1] |
| Exemples |
8 Ny tendrombohitra roambinifolo.
[2.508]
9 Ny heloka roambinifolo mahafaty. [2.508] 10 Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [2.366] |
| Vocabulaire | 11 Mathématiques: arithmétique |
| Autres orthographes | 12roa ambin' ny folo, roa ambinifolo |
| Analogues | 13 nytendrombohitraroambinifolo |
| Entrée (2/2) | 14 Roambinifolo |
| Mots élémentaires | 15folo |
| Partie du discours | 16 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
17Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253).
[1.1] |
| Exemples |
18 Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka?
[2.298]
|
| Vocabulaire | 19 Histoire: (en général) |
| Anagrammes | 20 roambinifolo, Roambinifolo |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|