|
|
|
|

Entrée1  roa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
4 Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1]
Explications en anglais  5 two [1.7]
Explications en français  6 deux [1.3, 1.8, 1.5]
International  7 2
8 II [3.1]
Exemples  9  Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [2.470#38]
10  Nidina izahay roa lahy. [2.471#38]
11  Efitra roa ny tranonay. [2.472#8]
Morphologie 
12  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Adjectifs :
Adverbes :
Vocabulaire  19  Mathématiques: arithmétique
Synonymes  20 anankiroa
Tous les mots composés  21  108 combinaisons de ce mot
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  23  run="manisa" label="manisa" />
24  run="arithmetic?op=a" label="addition" />
25  run="arithmetic?op=m" label="multiplic" /> Andriamihaja: Fanisana vaovaoOlona iray na roa no avela eo mba hiandry entana.Nidina izahay roa lahy.Efitra roa ny tranonay.
Article  26  run='/bins/articles?a=fanisanavaovaoandriamihaja'>Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrammes  27 aro, 28 ora, 29 rao, roa

Mis à jour le 2026/02/26