Entrée robo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] fampirisihina, doka [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] doka, fandokafana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] doka, dokadoka [Rakotosaona 1972]
   Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin' ny teny mamy; lainga entina mampirisika hanao ny tsy tokony hatao. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée robo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] hoby, fihobiana [Rakotosaona 1972]
Synonymes   fandroboana

Mis à jour le 2009/09/01