Entrée mandrobo (robo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny
¶ Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] mampirisika, mandoka [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] mandoka [Rakotosaona 1972]
Morphologie  
mandrobo
nandrobo
handrobo
mandroboa
Citations  

Mis à jour le 2010/05/14