Entrée rofia
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry karazana palmie izay anaovana kofehy ny hoza-draviny ka tenomina ho jiafotsy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the raffia palm, its fibre; palms in general [Hallanger 1973]
Définition française le palmier raphia, sa fibre; palmier [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Sagus ruffia
Autres orthographes 
Exemples Tsy misy afa-tsy ny akanjobe rofia ihany, jiafotsy, no mahay ity takohoka ity raha tsy te ho rotidrotika ny hoditra! [Andriamalala: Ranomasina, page 30]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot rofia (8)
Ambodirofia
Ambohidrofia
  Androfia
Androfiabe
  Androfiakely
Androfiamena
  Androfiatsara
Berofia
 
Illustrations 

2013/12/18