Entrée | sadasada manana endrika (sada, anana, endrika) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | enti-milaza zavatra tsy dia manahoana nefa mba misy maha-tsaratsara kely azy ihany; matetika io fombam-pitenenana io dia lazaina aorian' ny hoe vangavanga manan-tsoratra [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |