| Entrée | 1 safononoka |
| Mots élémentaires | 2 safotra, 3 nonoka |
| Partie du discours | 4 adjectif |
| Explications en malgache |
5 Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1] |
| Explications en anglais |
6 [safo-nonoka]
brimful (of a river in spate) [1.7] |
| Explications en français |
7 [safo-nonoka]
plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein [1.3] 8 [safo-nonoka] plein jusqu'au bord [1.8] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|